From 3f84345c94c2a22f7cc75faa2787dc2cc45ad7ad Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Wed, 23 Oct 2019 11:54:00 -0400 Subject: [PATCH] Wed Oct 23 2019 11:53:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 12/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 9f483a4..e211ec5 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 De nandeha nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokon handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" Efa fantan \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 De nandeha nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokon handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" Efa fantan'i Jesoôsy fa fiantsaram-belatsihin'iary zareo zany ka nizakainy iary zareo hoe: "Nagnino anareo mitsapatsapa Anaha? hitondray denaria raika Aho ijeravako an'izany." D \ No newline at end of file