Sat Oct 19 2019 15:34:38 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 15:34:39 -04:00
parent 8662e6cf71
commit 09fda2413d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. Niaragna Anazy i Simôna mb
Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. Niaragna Anazy i Simôna mbàn'ny olona niaraka tamin'Anazy io. Ndreka hitan'iary zareo amin'izay Izy de nizaka tamin'Azy iary zareo hoe:"Miaragna Anao aby ny olona."