diff --git a/01/35.txt b/01/35.txt index bba9155..ed2a696 100644 --- a/01/35.txt +++ b/01/35.txt @@ -1 +1 @@ -Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. Niaragna Anazy i Simôna mb \ No newline at end of file +Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. Niaragna Anazy i Simôna mbàn'ny olona niaraka tamin'Anazy io. Ndreka hitan'iary zareo amin'izay Izy de nizaka tamin'Azy iary zareo hoe:"Miaragna Anao aby ny olona." \ No newline at end of file