auto save
This commit is contained in:
parent
f2b13ec8fe
commit
04ad2b473a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana hagnome ny hazavanany, ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany efatra, avy agny amin'ny faran'ny tany ka hatramin'
|
||||
Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana tsy hagnome ny hazavanany, ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany efatra, avy agny amin'ny faran'ny tany katramin'ny faran'ny lagnitra.
|
Loading…
Reference in New Issue