From 04ad2b473ac8fb19ca6d881bedf6155907d04f0a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 04:11:16 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/24.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/24.txt b/13/24.txt index 21d09fd..c485190 100644 --- a/13/24.txt +++ b/13/24.txt @@ -1 +1 @@ -Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana hagnome ny hazavanany, ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany efatra, avy agny amin'ny faran'ny tany ka hatramin' \ No newline at end of file +Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana tsy hagnome ny hazavanany, ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany efatra, avy agny amin'ny faran'ny tany katramin'ny faran'ny lagnitra. \ No newline at end of file