\v 13 \v 14 Aveo de nivôka tamoron-dranomasina ndreka Izy sady nagnatogna Anazy ny fokonolona de nampenariny. de ndreka nandalo Izy de nahita an'i Levi zanak'i Alfeo nipetraka tamina toerana fanangonana hetra de nizakain'ny hoe: "Mitsangana de magnaraha anah" de nitsangana izy nagnaraka.