Wed Oct 16 2019 15:30:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-16 15:30:18 -04:00
parent 09aa944c9f
commit 803efd6735
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Mba halalanareo n fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: "zao zakaiko aminao, mitsangana, batay fandrenanao de mandihana andragnonao. Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay".
\v 10 \v 11 \v 12 Mba halalanareo n fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka et antany dia izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: "zao zakaiko aminao, mitsangana, batay fandrenanao de mandihana andragnonao. Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany sady nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay"

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Aveo de nivôka tamoron-dranomasina ndreka Izy sady nagnatogna Anazy ny fokonolona de nampenariny.
\v 13 \v 14 Aveo de nivôka tamoron-dranomasina ndreka Izy sady nagnatogna Anazy ny fokonolona de nampenariny. de ndreka nandalo Izy de nahita an'i Levi zanak'i Alfeo nipetraka tamina toerana fanangonana hetra de nizakain'ny hoe: "Mitsangana de magnaraha anah" de nitsangana izy nagnaraka.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 15 \v 16 de ndreka nandalo Izy de nahita an'i Levi zanak'i Alfeo nipetraka tamina toerana fanangonana hetra de nizakain'ny hoe: "Mitsangana de magnaraha anah"