auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 15:15:40 +02:00 committed by root
parent 07de1af2d6
commit fcf352d0ac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16Nanomboky nitomagny teo agnatrehany gny valin'i Samsona; hoy izy ho: "Halanao zaho! sy tia anahy hanao! Nanao akamatasy tamigny ilany tamireo vahoakao hanao, fa sy hizaka taminahy gny valiny." Hoy Samsona taminazy ho: "Atio zaho, raha sy nizaka tamigny babako na gny reniko zaho, dra tokony hizaka aminao ra?" \v 17Nitomagny nandrisy gny fito andro naharetanigny lolo izy. Tamigny andro
\v 16Nanomboky nitomagny teo agnatrehany gny valin'i Samsona; hoy izy ho: "Halanao zaho! sy tia anahy hanao! Nanao akamatasy tamigny ilany tamireo vahoakao hanao, fa sy hizaka taminahy gny valiny." Hoy Samsona taminazy ho: "Atio zaho, raha sy nizaka tamigny babako na gny reniko zaho, dra tokony hizaka aminao ra?" \v 17Nitomagny nandrisy gny fito andro naharetanigny lolo izy. Tamigny andro fahafito dra nizakany taminazy gny valiny akory nanery