auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 15:15:40 +02:00 committed by root
parent 5409630eab
commit 07de1af2d6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16Nanomboky nitomagny teo agnatrehany gny valin'i Samsona; hoy izy ho: "Halanao zaho! sy tia anahy hanao! Nanao akamatasy tamigny ilany tamireo vahoakao hanao, fa sy hizaka taminahy gny val
\v 16Nanomboky nitomagny teo agnatrehany gny valin'i Samsona; hoy izy ho: "Halanao zaho! sy tia anahy hanao! Nanao akamatasy tamigny ilany tamireo vahoakao hanao, fa sy hizaka taminahy gny valiny." Hoy Samsona taminazy ho: "Atio zaho, raha sy nizaka tamigny babako na gny reniko zaho, dra tokony hizaka aminao ra?" \v 17Nitomagny nandrisy gny fito andro naharetanigny lolo izy. Tamigny andro