auto save
This commit is contained in:
parent
13aa5fece2
commit
cbfc19cc24
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 4Tafaranigny nahafatesan'i Ehoda, dra nanao ze rasy teo amason'i Yaveh ndraiky gny vahoakin'Israely. \v 2Navaros'i Yaveh teo atagnan'i Jabina pazakan'i Kanana ze nazaka tao Hazora ereo. Gny agnaranigny pitari-tafiny dra i Sisera, dra nipetraky tao H
|
||||
\v 4Tafaranigny nahafatesan'i Ehoda, dra nanao ze rasy teo amason'i Yaveh ndraiky gny vahoakin'Israely. \v 2Navaros'i Yaveh teo atagnan'i Jabina pazakan'i Kanana ze nazaka tao Hazora ereo. Gny agnaranigny pitari-tafiny dra i Sisera, dra nipetraky tao Harosetan'ireo Jentilisa izy. \v 3Nitoka vozy fatrasy tamin'i Yaveh gny vahoakin'Israely, akory nana kalesy vy sivazato Sisera dra napahory gny vahoakin'Israely tami-kery nandrisy gny r
|
Loading…
Reference in New Issue