diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 6bf0c40..2b781c7 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4Tafaranigny nahafatesan'i Ehoda, dra nanao ze rasy teo amason'i Yaveh ndraiky gny vahoakin'Israely. \v 2Navaros'i Yaveh teo atagnan'i Jabina pazakan'i Kanana ze nazaka tao Hazora ereo. Gny agnaranigny pitari-tafiny dra i Sisera, dra nipetraky tao H \ No newline at end of file +\v 4Tafaranigny nahafatesan'i Ehoda, dra nanao ze rasy teo amason'i Yaveh ndraiky gny vahoakin'Israely. \v 2Navaros'i Yaveh teo atagnan'i Jabina pazakan'i Kanana ze nazaka tao Hazora ereo. Gny agnaranigny pitari-tafiny dra i Sisera, dra nipetraky tao Harosetan'ireo Jentilisa izy. \v 3Nitoka vozy fatrasy tamin'i Yaveh gny vahoakin'Israely, akory nana kalesy vy sivazato Sisera dra napahory gny vahoakin'Israely tami-kery nandrisy gny r \ No newline at end of file