auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-29 11:48:59 +02:00 committed by root
parent 5e3fc2af8a
commit 84637aa2f5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Tafaranigny nahafatesan'i Josoa, nagnotany an'i Yaveh gny vahoakin'Israely, nanao anizahoky ho: "Iza gny hanafiky volohany reo Kananita ho anay, ba hialy amin'ereo?" \v 2DRa hoy Yaveh: "Hanafiky i Joda. Ingo, fa nameko anereo gny fifeheza ty tany tihoky." \v 3Reo lelahin'i Joda nizaka tamireo lelahin'i Simeona, rahalahin'ereo ho: "Miaakara miaraky aminay agny
\v 1Tafaranigny nahafatesan'i Josoa, nagnotany an'i Yaveh gny vahoakin'Israely, nanao anizahoky ho: "Iza gny hanafiky volohany reo Kananita ho anay, ba hialy amin'ereo?" \v 2DRa hoy Yaveh: "Hanafiky i Joda. Ingo, fa nameko anereo gny fifeheza ty tany tihoky." \v 3Reo lelahin'i Joda nizaka tamireo lelahin'i Simeona, rahalahin'ereo ho: "Miaakara miaraky aminay agny amigny faritaninay ze voatendry ho anay fa isika miaraky gny afaky mialy amireo Kananita.