txy_jdg_text_udb/01/01.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 1Tafaranigny nahafatesan'i Josoa, nagnotany an'i Yaveh gny vahoakin'Israely, nanao anizahoky ho: "Iza gny hanafiky volohany reo Kananita ho anay, ba hialy amin'ereo?" \v 2DRa hoy Yaveh: "Hanafiky i Joda. Ingo, fa nameko anereo gny fifeheza ty tany tihoky." \v 3Reo lelahin'i Joda nizaka tamireo lelahin'i Simeona, rahalahin'ereo ho: "Miaakara miaraky aminay agny amigny faritaninay ze voatendry ho anay fa isika miaraky gny afaky mialy amireo Kananita.