txy_gen_text_udb/03/12.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 12Hoy ralehilahy ho: ''Gny apela izay namenao hidray aminahy, izay gny nagnome anahy gny voa avy tamigny hazo, dra nihina izay zaho.'' \v 13Dra hoy Yaveh Zagnahary tami-dravehivavy ho: ''Ino izao nataonao izao?'' Ravehivavy nanao ho: ''Nagnakany taminahy gny menarana, dra nihina zaho.''