\v 12Hoy ralehilahy ho: ''Gny apela izay namenao hidray aminahy, izay gny nagnome anahy gny voa avy tamigny hazo, dra nihina izay zaho.''  \v 13Dra hoy Yaveh Zagnahary tami-dravehivavy ho: ''Ino izao nataonao izao?'' Ravehivavy nanao ho: ''Nagnakany taminahy gny menarana,  dra nihina zaho.''