auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 10:24:36 -04:00 committed by root
parent 8c8235f153
commit 3b61747ec0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho any reo asa tsara, fa ho an'reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, kay ho deraigny amin-jany anao.\v 4Fa izy dia mpanompon-jagnahary ho nihinareo amin'ny tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy minday meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy.\v Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fa nohon'ny fieritreretagna koa.
\v 3Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho any reo asa tsara, fa ho an'reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, kay ho deraigny amin-jany anao.\v 4Fa izy dia mpanompon-jagnahary ho nihinareo amin'ny tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy minday meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy.\v5Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fa nohon'ny fieritreretagna koa.