From 3b61747ec0f28fc01d31a0893fbfa37a827ddff3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 10:24:36 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index 5a2f55f..8a7c0cb 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho any reo asa tsara, fa ho an'reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, kay ho deraigny amin-jany anao.\v 4Fa izy dia mpanompon-jagnahary ho nihinareo amin'ny tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy minday meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy.\v Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fa nohon'ny fieritreretagna koa. \ No newline at end of file +\v 3Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho any reo asa tsara, fa ho an'reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, kay ho deraigny amin-jany anao.\v 4Fa izy dia mpanompon-jagnahary ho nihinareo amin'ny tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy minday meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy.\v5Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fa nohon'ny fieritreretagna koa. \ No newline at end of file