auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-22 03:30:40 -05:00 committed by root
parent 7624be36db
commit 5d196e6b3b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Gne maramila n'e lagnitry da nagnaraky enazy tamè soavaly fotsy,magnisy akanjo rongony, fotsy madio. Avy ao amè vavany gne miboda gne sabatry izay amin'izany gne hamagnoany gne firenena, ary hanapaky endreo amè tehany vy izy. Magnitsaky ao amè famiazan'gne fahavigniran'e fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. Mana agnara vosoratry eo amy gn'akanja lavany eo amè tsobeny izy hoe:"Mpanjakan'gne mpanjaka sy Tompon'gne tompo."
\v 14 Gne maramila n'e lagnitry da nagnaraky enazy tamè soavaly fotsy,magnisy akanjo rongony, fotsy madio. \v 15 Avy ao amè vavany gne miboda gne sabatry izay amin'izany gne hamagnoany gne firenena, ary hanapaky endreo amè tehany vy izy. Magnitsaky ao amè famiazan'gne fahavigniran'e fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. \v 16 Mana agnara vosoratry eo amy gn'akanja lavany eo amè tsobeny izy hoe:"Mpanjakan'gne mpanjaka sy Tompon'gne tompo."