auto save
This commit is contained in:
parent
576573e086
commit
7624be36db
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 14 \v 15 \v 16 Gne maramila n'e lagnitry da nagnaraky enazy tamè soavaly fotsy,magnisy akanjo rongony, fotsy madio. Avy ao amè vavany gne miboda gne sabatry izay amin'izany gne hamagnoany gne firenena, ary hanapaky endreo amè tehany vy izy. Magnitsaky ao amè famiazan'gne fahavigniran'e fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. Mana agnara vosoratry eo amy
|
||||
\v 14 \v 15 \v 16 Gne maramila n'e lagnitry da nagnaraky enazy tamè soavaly fotsy,magnisy akanjo rongony, fotsy madio. Avy ao amè vavany gne miboda gne sabatry izay amin'izany gne hamagnoany gne firenena, ary hanapaky endreo amè tehany vy izy. Magnitsaky ao amè famiazan'gne fahavigniran'e fahavigniran'Andriamanitra Tsitoha izy. Mana agnara vosoratry eo amy gn'akanja lavany eo amè tsobeny izy hoe:"Mpanjakan'gne mpanjaka sy Tompon'gne tompo."
|
Loading…
Reference in New Issue