auto save
This commit is contained in:
parent
79ee06bb6f
commit
340a1e9696
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy gne seza volamena. Gne ava
|
||||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy gne seza volamena. Gne ava da mitovy ame emeraoda.
|
Loading…
Reference in New Issue