auto save
This commit is contained in:
parent
42172618a8
commit
79ee06bb6f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy gne seza volamena.
|
||||
Tafaran'izany raha izany da nagnety iaho, ary nahita varangara kariy nivoha tegny ame lagnitry. Gne feo voalohany izay reko da niresaky taminaha mitovy ame atsiva, nagnano hoe: " Miakara aty, ary hambarako anao izay tsy maintsy hibôky afaran'ireo raha ireo." Nisy fotoa iaho voatariky gne Fagnahy, ary nahita fa nisy seza volamena niperaky tegny ame lagnitry, nisy olo nidoboky teo ambonin'izany. Gne raiky izay nidoboky teo ambonininy da mangalatahiky gne jaspa sy karneola. Nisy ava nagnodidy gne seza volamena. Gne ava
|
Loading…
Reference in New Issue