auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-28 21:19:17 -05:00 committed by root
parent 29cbe31ece
commit 336da35f6a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mibebaha ,noho izany! Fa raha tsyizany, da ho avy malaky agny aminareo Iaho, ary hifampità amindreo Iaho miaraky ame sabatry gne vavako. Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'ny Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho andreo izay mandresy, homeko gne sasany amin'ireo mana mifiny, ary homeko vato fotsy moaraky ame agnaram-baovao
Mibebaha ,noho izany! Fa raha tsyizany, da ho avy malaky agny aminareo Iaho, ary hifampità amindreo Iaho miaraky ame sabatry gne vavako. Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'ny Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho andreo izay mandresy, homeko gne sasany amin'ireo mana mifiny, ary homeko vato fotsy moaraky ame agnaram-baovao voasoratry eo ame vato, agnara izay tsy fantan'olo afa tsy izay mangala anzay a