auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-28 21:19:17 -05:00 committed by root
parent 9fffaa4b78
commit 29cbe31ece
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mibebaha ,noho izany! Fa raha tsyizany, da ho avy malaky agny aminareo Iaho, ary hifampità amindreo Iaho miaraky ame sabatry gne vavako. Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'ny Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho andreo izay mandresy, homeko gne
Mibebaha ,noho izany! Fa raha tsyizany, da ho avy malaky agny aminareo Iaho, ary hifampità amindreo Iaho miaraky ame sabatry gne vavako. Aoka izay manan-tadigny hiteno izay zakain'ny Fagnahy ho an'gne fiangona. Ho andreo izay mandresy, homeko gne sasany amin'ireo mana mifiny, ary homeko vato fotsy moaraky ame agnaram-baovao