tkg_rev_text_reg/18/04.txt

1 line
433 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 03:13:23 +00:00
Avy teo da nandre feo hafa avy agny an-dagnitry iaho, mizakà hoe: " Mialà aminazy ry oloko, mba tsy hamindrany gne fahotany ao aminareo, ary mba tsy hazahoanareo gne lozany. Efa nilagno akô nge ahabon'gne lagnitry gne fahotany, ary Andriamanitry mahataididy gne asa ratsiny. Mamalia anazy akô gne namalian'gne hafa, ary valio indroy mihoatry izay efa vitany; tao ame kapôky izay efa nofenoiny, da fenoy indroy mihoatry ho anazy.