auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-17 22:13:23 -05:00 committed by root
parent 3dd99fe440
commit a453c6c175
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo da nandre feo hafa avy agny an-dagnitry iaho, mizakà hoe: " Mialà aminazy ry oloko, mba tsy hamindrany gne fahotany ao aminareo, ary mba tsy hazahoanareo gne lozany. Efa nilagno akô nge ahabon'gne lagnitry gne fahotany, ary Andriamanitry mahataididy gne asa ratsiny. Mamalia anazy akô gne namalian'gne hafa, ary valio indroy mihoatry izay efa vitany; tao ame
Avy teo da nandre feo hafa avy agny an-dagnitry iaho, mizakà hoe: " Mialà aminazy ry oloko, mba tsy hamindrany gne fahotany ao aminareo, ary mba tsy hazahoanareo gne lozany. Efa nilagno akô nge ahabon'gne lagnitry gne fahotany, ary Andriamanitry mahataididy gne asa ratsiny. Mamalia anazy akô gne namalian'gne hafa, ary valio indroy mihoatry izay efa vitany; tao ame kapôky izay efa nofenoiny, da fenoy indroy mihoatry ho anazy.