tkg_rev_text_reg/03/14.txt

1 line
397 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-30 02:46:01 +00:00
\v 14 "Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Laodikia hoe: "Izao gne zakan'gne Amena, gne vavolombelo matoky sy marigny, mpanapaky gne raha-namboarin'Andriamanitry. \v 15 "Fatako izay naninareo, ary tsy mangatseky na mafana enareo. Magniry Iaho mba ho mangatseky na mafana enareo! \v 16 Noho izany, satria enareo marimaritry_sady tsy mafana no tsy mangatseky_da efa haloan'gne vavako enareo.