tkg_rev_text_reg/03/14.txt

1 line
356 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-30 02:46:01 +00:00
"Soraty ho an'gne anjelin'gne fiangona agny Laodikia hoe: "Izaogne zakan'gne Amena, gne vavolombelo matoky sy marigny, mpanapaky gne raha-namboarin'Andriamanitry. "Fatako izay naninareo, ary tsy mangatseky na mafana enareo. Magniry Iaho mba ho mangateky na mafana enareo! Noho izany, satria enareo marimaritry_sady tsy mafana no tsy mangatseky_da efa halo