tkg_rev_text_reg/18/04.txt

1 line
448 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-18 03:13:23 +00:00
\v 4 Avy teo da nandre feo hafa avy agny an-dagnitry iaho, mizakà hoe: " Mialà aminazy ry oloko, mba tsy hamindrany gne fahotany ao aminareo, ary mba tsy hazahoanareo gne lozany. \v 5 Efa nilagno akô nge ahabon'gne lagnitry gne fahotany, ary Andriamanitry mahataididy gne asa ratsiny. \v 6 Mamalia anazy akô gne namalian'gne hafa, ary valio indroy mihoatry izay efa vitany; tao ame kapôky izay efa nofenoiny, da fenoy indroy mihoatry ho anazy.