auto save
This commit is contained in:
parent
d337ae6437
commit
db6cd6b8b4
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v1\v2Raha avy niverigny ta kapernaomy i jesosy andro vitsivitsy teo da re fa tandragno tao Izy. Maro be e olo nivorivory teo ka tsy omby esana gne toera sady feno hatramin'gne varangara ka sady nitory teny tamindreo i Jesosy.
|
||||
\v 1 \v 2 \v1\v2Raha avy niverigny ta kapernaomy i jesosy andro vitsivitsy teo da re fa tandragno tao Izy. Maro be e olo nivorivory teo ka tsy omby esana gne toera sady feno hatramin'gne varangara ka sady nitory teny tamindreo i Jesosy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3\v4Da nisy lelahy maromaro nagnato Enazy izay ninday lelahy malemy raiky; izay nolanjain'olo efa-dahy. Raha tsy afaky nagnato enazy ireo nohon'i gn'habetsahan'gne olo, da nalandreo e tafontragno tambonindry jesosy,ka vosokatry indreo,da nampidignindreo e fandriana e lelahy malemy.
|
||||
\v 4 \v 3 \v4Da nisy lelahy maromaro nagnato Enazy izay ninday lelahy malemy raiky; izay nolanjain'olo efa-dahy. Raha tsy afaky nagnato enazy ireo nohon'i gn'habetsahan'gne olo, da nalandreo e tafontragno tambonindry jesosy,ka vosokatry indreo,da nampidignindreo e fandriana e lelahy malemy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tame andro sabata da nande tame horaky maromaro gne mpianatry i Jesosy, ary nitao vary indreo. Da hoy e Fariseo se: ''Hiteo eky me, nagnino indreo tsy magnaraky gne lalagna ne andro sabata?''
|
||||
\v 23 \v 24 Tame andro sabata da nande tame horaky maromaro gne mpianatry i Jesosy, ary nitao vary indreo. Da hoy e Fariseo se: ''Hiteo eky me, nagnino indreo tsy magnaraky gne lalagna ne andro sabata?''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Da hoy Izy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me gne raha namboarin'ny Davida tagnatin'ny gne fasahiragna sy gne mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia gne nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia gne hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro gne niaraky taminazy.''
|
||||
\v 25 \v 26 Da hoy Izy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me gne raha namboarin'ny Davida tagnatin'ny gne fasahiragna sy gne mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia gne nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia gne hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro gne niaraky taminazy.''
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Jesosy nizaka hoe: ''Gne Sabata da natao ane zanakolombelo fa tsy e zanakolombelo e hoan'e Sabata. Noho iza da e Zanak'olo e Tompo, ndre da ame Sabata.''
|
||||
\v 27 \v 28 Jesosy nizaka hoe: ''Gne Sabata da natao ane zanakolombelo fa tsy e zanakolombelo e hoan'e Sabata. Noho iza da e Zanak'olo e Tompo, ndre da ame Sabata.''
|
Loading…
Reference in New Issue