diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 28ff724..59d0780 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v1\v2Raha avy niverigny ta kapernaomy i jesosy andro vitsivitsy teo da re fa tandragno tao Izy. Maro be e olo nivorivory teo ka tsy omby esana gne toera sady feno hatramin'gne varangara ka sady nitory teny tamindreo i Jesosy. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v1\v2Raha avy niverigny ta kapernaomy i jesosy andro vitsivitsy teo da re fa tandragno tao Izy. Maro be e olo nivorivory teo ka tsy omby esana gne toera sady feno hatramin'gne varangara ka sady nitory teny tamindreo i Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index afbfd4a..cced126 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3\v4Da nisy lelahy maromaro nagnato Enazy izay ninday lelahy malemy raiky; izay nolanjain'olo efa-dahy. Raha tsy afaky nagnato enazy ireo nohon'i gn'habetsahan'gne olo, da nalandreo e tafontragno tambonindry jesosy,ka vosokatry indreo,da nampidignindreo e fandriana e lelahy malemy. \ No newline at end of file +\v 4 \v 3 \v4Da nisy lelahy maromaro nagnato Enazy izay ninday lelahy malemy raiky; izay nolanjain'olo efa-dahy. Raha tsy afaky nagnato enazy ireo nohon'i gn'habetsahan'gne olo, da nalandreo e tafontragno tambonindry jesosy,ka vosokatry indreo,da nampidignindreo e fandriana e lelahy malemy. \ No newline at end of file diff --git a/02/23.txt b/02/23.txt index a1e68df..df35e9a 100644 --- a/02/23.txt +++ b/02/23.txt @@ -1 +1 @@ -Tame andro sabata da nande tame horaky maromaro gne mpianatry i Jesosy, ary nitao vary indreo. Da hoy e Fariseo se: ''Hiteo eky me, nagnino indreo tsy magnaraky gne lalagna ne andro sabata?'' \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 Tame andro sabata da nande tame horaky maromaro gne mpianatry i Jesosy, ary nitao vary indreo. Da hoy e Fariseo se: ''Hiteo eky me, nagnino indreo tsy magnaraky gne lalagna ne andro sabata?'' \ No newline at end of file diff --git a/02/25.txt b/02/25.txt index 67c1434..a592439 100644 --- a/02/25.txt +++ b/02/25.txt @@ -1 +1 @@ -Da hoy Izy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me gne raha namboarin'ny Davida tagnatin'ny gne fasahiragna sy gne mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia gne nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia gne hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro gne niaraky taminazy.'' \ No newline at end of file +\v 25 \v 26 Da hoy Izy tamindreo: '' Mbola tsy novakinareo me gne raha namboarin'ny Davida tagnatin'ny gne fasahiragna sy gne mosary- indreo miaraky ame lelahy namany- akognaia gne nidirany tandragnon'Andriamanitry tame andron'i Abiatara mpisorom-be, ka nihina mofo ne fagnatreha, izay tsy ara-dalà ndre ia gne hihina anazy hafa tsy gne mpisorana avao, ary mbola nagnomezagny maromaro gne niaraky taminazy.'' \ No newline at end of file diff --git a/02/27.txt b/02/27.txt index 358fb15..e54d520 100644 --- a/02/27.txt +++ b/02/27.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy nizaka hoe: ''Gne Sabata da natao ane zanakolombelo fa tsy e zanakolombelo e hoan'e Sabata. Noho iza da e Zanak'olo e Tompo, ndre da ame Sabata.'' \ No newline at end of file +\v 27 \v 28 Jesosy nizaka hoe: ''Gne Sabata da natao ane zanakolombelo fa tsy e zanakolombelo e hoan'e Sabata. Noho iza da e Zanak'olo e Tompo, ndre da ame Sabata.'' \ No newline at end of file