tkg_luk_text_reg/12/57.txt

1 line
499 B
Plaintext
Raw Permalink Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 57 Nagnino enareo gne tsy mitsara gne marigny ho ane gnainareo? \v 58 fa laha mindray ame mpanohitry enareo eo agnatrehane mpitsara ambony enareo, egny an-dàla da miezaha handamy gnolagny miaraky aminazy mba tsy handianany handrirotry enareo eo ame mpitsara, ary mba tsy hanolorane mpitsara anareo agny ame mpifehy, ary mba tsy hapandianane mpifehy anareo agny am-poza. \v 59 Hoy ià aminareo, tsy ho tafavoky ao mihitsy enareo mandra-pandohavanareo gne vola farany izay madiniky indrindra.»