1 line
499 B
Plaintext
1 line
499 B
Plaintext
\v 57 Nagnino enareo gne tsy mitsara gne marigny ho ane gnainareo? \v 58 fa laha mindray ame mpanohitry enareo eo agnatrehane mpitsara ambony enareo, egny an-dàla da miezaha handamy gn’olagny miaraky aminazy mba tsy handianany handrirotry enareo eo ame mpitsara, ary mba tsy hanolorane mpitsara anareo agny ame mpifehy, ary mba tsy hapandianane mpifehy anareo agny am-poza. \v 59 Hoy ià aminareo, tsy ho tafavoky ao mihitsy enareo mandra-pandohavanareo gne vola farany izay madiniky indrindra.» |