auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-02 12:15:57 -05:00 committed by root
parent bb2db3e785
commit d61699aaad
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy. Moa vce tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitovy
Raha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy. Moa vce tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fiveloman'indreo avy ame filazantsara.

1
09/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nefa tsy nitaky gne raiky tamin'ireo zo ireo iaho. Ary tsy manoratry an'izany