From d61699aaad4da9e90016ba9d0c68835a4f2234c7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD133 <> Date: Mon, 2 Mar 2020 12:15:57 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 09/12.txt | 2 +- 09/15.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 09/15.txt diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index 457b827..8f2efa4 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy. Moa vce tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitovy \ No newline at end of file +Raha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy. Moa vce tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fiveloman'indreo avy ame filazantsara. \ No newline at end of file diff --git a/09/15.txt b/09/15.txt new file mode 100644 index 0000000..7e5d46d --- /dev/null +++ b/09/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nefa tsy nitaky gne raiky tamin'ireo zo ireo iaho. Ary tsy manoratry an'izany \ No newline at end of file