auto save
This commit is contained in:
parent
68d0a879d5
commit
84d5329a1e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tiako anareo ho afaky amin'ireo taotry. Gne lehilehy tsy manambady da magnahagnaha amin'ireo zavatry ny Tompo, Gne ame fomba hampifaliagny azy. Fa gne lehilehy manambady da miahiahy ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliagny gne vadiny---mizarazara izy. Gne vehivavy tsy manambady na virijiny da miahiahy gne ame zavatry ny Tompo, gne ame fomba hanokanany gne tegnany sy gne fanahiny. Fa gne vehivavy manambady da magnahagnaha gne ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliany gne vadiny.
|
||||
\v 32 \v 33 ako anareo ho afaky amin'ireo taotry. Gne lehilehy tsy manambady da magnahagnaha amin'ireo zavatry ny Tompo, Gne ame fomba hampifaliagny azy. Fa gne lehilehy manambady da miahiahy ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliagny gne vadiny--- \v 34 mizarazara izy. Gne vehivavy tsy manambady na virijiny da miahiahy gne ame zavatry ny Tompo, gne ame fomba hanokanany gne tegnany sy gne fanahiny. Fa gne vehivavy manambady da magnahagnaha gne ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliany gne vadiny.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zakaiko izany ho ane tombotsoanareo manokagny, fa tsy hametraky izay rehetra sakasakagny eo aminareo. Mizaka anizany iahonoho gne marina, amizay anareo mba hanolo-tegna ho an'ny Tompo tsy misy fanelingelegnagny.
|
||||
\v 35 Zakaiko izany ho ane tombotsoanareo manokagny, fa tsy hametraky izay rehetra sakasakagny eo aminareo. Mizaka anizany iahonoho gne marina, amizay anareo mba hanolo-tegna ho an'ny Tompo tsy misy fanelingelegnagny.
|
Loading…
Reference in New Issue