From 84d5329a1e7cf4fca1db88073a0c6abafe7190a9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD133 <> Date: Fri, 21 Feb 2020 03:32:03 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 07/32.txt | 2 +- 07/35.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/07/32.txt b/07/32.txt index f988be2..95f0676 100644 --- a/07/32.txt +++ b/07/32.txt @@ -1 +1 @@ -Tiako anareo ho afaky amin'ireo taotry. Gne lehilehy tsy manambady da magnahagnaha amin'ireo zavatry ny Tompo, Gne ame fomba hampifaliagny azy. Fa gne lehilehy manambady da miahiahy ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliagny gne vadiny---mizarazara izy. Gne vehivavy tsy manambady na virijiny da miahiahy gne ame zavatry ny Tompo, gne ame fomba hanokanany gne tegnany sy gne fanahiny. Fa gne vehivavy manambady da magnahagnaha gne ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliany gne vadiny. \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 ako anareo ho afaky amin'ireo taotry. Gne lehilehy tsy manambady da magnahagnaha amin'ireo zavatry ny Tompo, Gne ame fomba hampifaliagny azy. Fa gne lehilehy manambady da miahiahy ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliagny gne vadiny--- \v 34 mizarazara izy. Gne vehivavy tsy manambady na virijiny da miahiahy gne ame zavatry ny Tompo, gne ame fomba hanokanany gne tegnany sy gne fanahiny. Fa gne vehivavy manambady da magnahagnaha gne ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliany gne vadiny. \ No newline at end of file diff --git a/07/35.txt b/07/35.txt index db783b3..65cfc84 100644 --- a/07/35.txt +++ b/07/35.txt @@ -1 +1 @@ -Zakaiko izany ho ane tombotsoanareo manokagny, fa tsy hametraky izay rehetra sakasakagny eo aminareo. Mizaka anizany iahonoho gne marina, amizay anareo mba hanolo-tegna ho an'ny Tompo tsy misy fanelingelegnagny. \ No newline at end of file +\v 35 Zakaiko izany ho ane tombotsoanareo manokagny, fa tsy hametraky izay rehetra sakasakagny eo aminareo. Mizaka anizany iahonoho gne marina, amizay anareo mba hanolo-tegna ho an'ny Tompo tsy misy fanelingelegnagny. \ No newline at end of file