auto save
This commit is contained in:
parent
5d9b6ea2c4
commit
683fb11cfb
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Rehefa misy raiky aminareo managny ady ame hafa, sady handeha ame fitsaragny alohan'ny mpitsara tsy mino ve izy,fa tsy eo alohan'ny mpino? Tsy fantatreo fa gne mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, da tsy mahavita mandamigny raha madiniky anareo? Tsy fantatrareo fa hitsara anireo anjely isika?
|
||||
Rehefa misy raiky aminareo managny ady ame hafa, sady handeha ame fitsaragny alohan'ny mpitsara tsy mino ve izy,fa tsy eo alohan'ny mpino? Tsy fantatreo fa gne mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, da tsy mahavita mandamigny raha madiniky anareo? Tsy fantatrareo fa hitsara anireo anjely isika? Akognaia gne fihoaragny gne faharatsigny mitsara gne raharaha amin'itty
|
Loading…
Reference in New Issue