diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index f74cabc..115b565 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -Rehefa misy raiky aminareo managny ady ame hafa, sady handeha ame fitsaragny alohan'ny mpitsara tsy mino ve izy,fa tsy eo alohan'ny mpino? Tsy fantatreo fa gne mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, da tsy mahavita mandamigny raha madiniky anareo? Tsy fantatrareo fa hitsara anireo anjely isika? \ No newline at end of file +Rehefa misy raiky aminareo managny ady ame hafa, sady handeha ame fitsaragny alohan'ny mpitsara tsy mino ve izy,fa tsy eo alohan'ny mpino? Tsy fantatreo fa gne mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, da tsy mahavita mandamigny raha madiniky anareo? Tsy fantatrareo fa hitsara anireo anjely isika? Akognaia gne fihoaragny gne faharatsigny mitsara gne raharaha amin'itty \ No newline at end of file