1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 21 Ary ra mbola niroso Jesosy de natazagna mpirahalà roey hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambôtra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an'jareo Izy. \v 22Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy. |