\v 21 Ary ra mbola niroso Jesosy de natazagna mpirahalĂ  roey hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambĂ´tra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio rain-jareo. Nagnantso an'jareo Izy. \v 22Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy.