1 line
381 B
Plaintext
1 line
381 B
Plaintext
\v 3 \v 4 \v 5 Ary Jodasy, le namadika Azy, rafa naita fa voaheloka Jesosy, de nibebaka izy reo namerina reo volafotsy telopolo tamin'reo leiben'ny mpisorana sy reo loholona, ary niteny hoe: "Nanota za tamin'ny namakihako ra tsy manan-tsiny Fa zareo niteny hoe: "Aonay ino Anao zany" De natsipiny takao an-tempoly reo volafotsy, ary nanaiga, sy nivoka ary nagnantona ny tegnany Izy |