plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/03.txt

1 line
381 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-05 07:11:08 +00:00
\v 3 \v 4 \v 5 Ary Jodasy, le namadika Azy, rafa naita fa voaheloka Jesosy, de nibebaka izy reo namerina reo volafotsy telopolo tamin'reo leiben'ny mpisorana sy reo loholona, ary niteny hoe: "Nanota za tamin'ny namakihako ra tsy manan-tsiny Fa zareo niteny hoe: "Aonay ino Anao zany" De natsipiny takao an-tempoly reo volafotsy, ary nanaiga, sy nivoka ary nagnantona ny tegnany Izy