auto save
This commit is contained in:
parent
126b1e125f
commit
ed871606f7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 28 \v 29 \v 30 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za."
|
||||
\v 28 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za."\v 29 Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. \v 30 Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 31 \v 32 \v 33 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra."
|
||||
\v 31 \v 33 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" \v 32 Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra."
|
Loading…
Reference in New Issue