diff --git a/14/28.txt b/14/28.txt index 17d7083a..aa03687f 100644 --- a/14/28.txt +++ b/14/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 \v 29 \v 30 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za." \ No newline at end of file +\v 28 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Anao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za."\v 29 Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. \v 30 Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za." \ No newline at end of file diff --git a/14/31.txt b/14/31.txt index c8be65d9..32724edc 100644 --- a/14/31.txt +++ b/14/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 \v 33 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 31 \v 33 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" \v 32 Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file