auto save
This commit is contained in:
parent
9a7131d55a
commit
b15db886af
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 10 \v 13 Raha nande nividy zareo, de tonga ny mpampakatra, ary ze efa vonona de niara-nande tamin'azy ho akao amin'ny fanasam-panambadiana, ka niidy ny vavahady. \v 11 Rafa afaka zany de tonga iany kô reo virijiny sasany ka niteny hoe: "Tompoko, Tompoko, mba vahao zahay". Fa namaly izy ka niteny hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsy mafantatra an'nareo za." Kô noho zany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora.
|
||||
\v 10 Raha nande nividy zareo, de tonga ny mpampakatra, ary z'efa vonona de niara-nande tamin'azy ho akao amin'ny fanasam-panambadena, ka niidy ny vavahady. \v 11 Rafa afaka zany de tonga iany kô reo virijiny sasany ka niteny hoe: "Tompoko, Tompoko, mba vahao zahay". \v 12 Fa namaly izy ka niteny hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsy mafantatra an'nareo za." \v 13 Kô noho zany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora.
|
Loading…
Reference in New Issue