diff --git a/25/10.txt b/25/10.txt index f14a004c..eadd3e10 100644 --- a/25/10.txt +++ b/25/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 10 \v 13 Raha nande nividy zareo, de tonga ny mpampakatra, ary ze efa vonona de niara-nande tamin'azy ho akao amin'ny fanasam-panambadiana, ka niidy ny vavahady. \v 11 Rafa afaka zany de tonga iany kô reo virijiny sasany ka niteny hoe: "Tompoko, Tompoko, mba vahao zahay". Fa namaly izy ka niteny hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsy mafantatra an'nareo za." Kô noho zany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora. \ No newline at end of file +\v 10 Raha nande nividy zareo, de tonga ny mpampakatra, ary z'efa vonona de niara-nande tamin'azy ho akao amin'ny fanasam-panambadena, ka niidy ny vavahady. \v 11 Rafa afaka zany de tonga iany kô reo virijiny sasany ka niteny hoe: "Tompoko, Tompoko, mba vahao zahay". \v 12 Fa namaly izy ka niteny hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsy mafantatra an'nareo za." \v 13 Kô noho zany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora. \ No newline at end of file