auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-08 20:58:45 +08:00 committed by root
parent 700df0fcee
commit aa7393ca7b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao."

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy eo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. Rafa naita