From aa7393ca7b8db43fb9bbe0ad287dc9481e3f2f03 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 8 Nov 2019 20:58:45 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 09/03.txt | 2 +- 09/07.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 09/07.txt diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index 040149fa..a76acb57 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana \ No newline at end of file +Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file diff --git a/09/07.txt b/09/07.txt new file mode 100644 index 00000000..4e830f99 --- /dev/null +++ b/09/07.txt @@ -0,0 +1 @@ +Avy eo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. Rafa naita \ No newline at end of file