auto save
This commit is contained in:
parent
8d53185737
commit
9933d3057e
11
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Eny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo imasonao. \v 27 Ny ra daôly nankinina taminA de avy amin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze fidin'ny Zanaka hanambara Anazy.
|
||||
\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Iôny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo amasonao. \v 27 Ny ra daôly nankinina taminà de avy amin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze fidin'ny Zanaka hanambara Anazy.
|
Loading…
Reference in New Issue