auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:52:57 +08:00 committed by root
parent 80f9cde4ac
commit 8d53185737
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nanafina reo ra reotamin'ny hendry sy ny mahalala, ary nilaza reo tam'reo zaza kely. \v 26 Eny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo imasonao. \v 27 Ny ra daôly nankinina taminA de avy amin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze fidin'ny Zanaka hanambara Anazy.
\v 25 Tam'zany fotôna zany Jesosy nitare hoe: "Midera Anao Za, ry Ray, Tompon'ny lagnitra sy ny tany, satria Anao no nagnafina reo ra reo tamin'ny hendry sy ny manan-tsaigna, ary nanambara reo tam'reo zay tsy mahay, sala reo zaza kely. \v 26 Eny, ry Ray, satria zany de nafinaritra takeo imasonao. \v 27 Ny ra daôly nankinina taminA de avy amin'ny Raiko; ary tsy misy mahay ny Zanaka afa-tsy Ray ary tsy misy mahay ny Ray afa-tsy ny Zanaka, sy ze fidin'ny Zanaka hanambara Anazy.